1. Rebuke not an elder, but intreat him as a father; and the younger men as brethren;
1. "Ne réprimande pas rudement le vieillard, mais exhorte-le comme un père; exhorte les jeunes gens comme des frères,"
1. Aza mamely mafy loatra ny anti-panahy, fa anaro toy ny ray izy, ny tanora fanahy toy ny rahalahy,
2. The elder women as mothers; the younger as sisters, with all purity.
2. les femmes âgées comme des mères, celles qui sont jeunes comme des soeurs, en toute pureté.
2. Ny vehivavy anti-panahy toy ny reny, ny tanora fanahy toy ny anabavy, amin’ny fahadiovana rehetra.
3. Honour widows that are widows indeed.
3. Honore les veuves qui sont véritablement veuves.
3. Omeo voninahitra ny mpitondratena, izay efa mpitondratena tokoa.
4. But if any widow have children or nephews, let them learn first to shew piety at home, and to requite their parents: for that is good and acceptable before God.
4. "Si une veuve a des enfants ou des petits-enfants, qu`ils apprennent avant tout à exercer la piété envers leur propre famille, et à rendre à leurs parents ce qu`ils ont reçu d`eux; car cela est agréable à Dieu."
4. "Fa raha misy mpitondratena manana zanaka na zanak’anadahy, na zana-drahavavy, aoka ireo hianatra haneho izay toe-panahy araka an’Andriamanitra aloha amin’ny ao an-tranony, ka hamaly soa ny rainy aman-dreniny; fa tsara sy ankasitrahana eo imason’Andriamanitra izany."
5. Now she that is a widow indeed, and desolate, trusteth in God, and continueth in supplications and prayers night and day.
5. Celle qui est véritablement veuve, et qui est demeurée dans l`isolement, met son espérance en Dieu et persévère nuit et jour dans les supplications et les prières.
5. Fa izay efa mpitondratena tokoa ka irery tena, dia efa matoky an’Andriamanitra ka maharitra amin’ny fitarainana sy ny fivavahana andro aman’alina.
6. But she that liveth in pleasure is dead while she liveth.
6. Mais celle qui vit dans les plaisirs est morte, quoique vivante.
6. Fa izay vehivavy manaram-po amin’ny fahafinaretana dia maty fahavelony.
7. And these things give in charge, that they may be blameless.
7. Déclare-leur ces choses, afin qu`elles soient irréprochables.
7. Ary izany zavatra izany no andidio mba tsy hananany tsiny.
8. But if any provide not for his own, and specially for those of his own house, he hath denied the faith, and is worse than an infidel.
8. Si quelqu`un n`a pas soin des siens, et principalement de ceux de sa famille, il a renié la foi, et il est pire qu`un infidèle.
8. Fa raha misy tsy mamelona ny azy, indrindra fa ny ankohonany, dia efa nandà ny finoana izy ka ratsy noho ny tsy mino aza.
9. Let not a widow be taken into the number under threescore years old, having been the wife of one man,
9. Qu`une veuve, pour être inscrite sur le rôle, n`ait pas moins de soixante ans, qu`elle ait été femme d`un seul mari,
9. Aza soratana ho isan’ny mpitondratena izay latsaka noho ny enimpolo taona sady efa nanambady indray mandeha ihany,
10. Well reported of for good works; if she have brought up children, if she have lodged strangers, if she have washed the saints' feet, if she have relieved the afflicted, if she have diligently followed every good work.
10. qu`elle soit recommandable par de bonnes oeuvres, ayant élevé des enfants, exercé l`hospitalité, lavé les pieds des saints, secouru les malheureux, pratiqué toute espèce de bonne oeuvre.
10. "Ary tsara laza amin’ny asa tsara: raha namelon-jaza izy, raha nampiantrano vahiny, raha nanasa ny tongotry ny olona masina, raha namonjy ny nozoim-pahoriana, raha nazoto nanaraka ny asa tsara rehetra;"
11. But the younger widows refuse: for when they have begun to wax wanton against Christ, they will marry;
11. "Mais refuse les jeunes veuves; car, lorsque la volupté les détache du Christ, elles veulent se marier,"
11. "Fa mandava ny mpitondratena tanora; fa raha tsy maharitra ny fifehezan’i Kristy izy, dia te-hanambady;"
12. Having damnation, because they have cast off their first faith.
12. et se rendent coupables en ce qu`elles violent leur premier engagement.
12. Ka hahazo fahamelohana, satria nandà ny finoany voalohany izy.
13. And withal they learn to be idle, wandering about from house to house; and not only idle, but tattlers also and busybodies, speaking things which they ought not.
13. "Avec cela, étant oisives, elles apprennent à aller de maison en maison; et non seulement elles sont oisives, mais encore causeuses et intrigantes, disant ce qu`il ne faut pas dire."
13. "Sady mianatra ho malaina koa izy ka mandehandeha mitety trano; ary tsy malaina ihany fa tia resadresaka sy mpandehandeha miraharaha ny an’ny olona ka manao teny tsy mety;"
14. I will therefore that the younger women marry, bear children, guide the house, give none occasion to the adversary to speak reproachfully.
14. "Je veux donc que les jeunes se marient, qu`elles aient des enfants, qu`elles dirigent leur maison, qu`elles ne donnent à l`adversaire aucune occasion de médire;"
14. "Koa tiako ny mpitondratena tanora fanahy hanambady sy hanana zanaka sy hanapaka ny tranony ka tsy hanome vava ny fahavalo hiteny ratsy;"
15. For some are already turned aside after Satan.
15. car déjà quelques-unes se sont détournées pour suivre Satan.
15. Fa ny sasany efa nivily sahady hanaraka an’i Satana.
16. If any man or woman that believeth have widows, let them relieve them, and let not the church be charged; that it may relieve them that are widows indeed.
16. Si quelque fidèle, homme ou femme, a des veuves, qu`il les assiste, et que l`Église n`en soit point chargée, afin qu`elle puisse assister celles qui sont véritablement veuves.
16. "Raha misy lehilahy na vehivavy mino manana mpitondratena, aoka izy hamelona ny azy, ary aza avela hahavaky tratra ny fiangonana, mba hamelomany izay efa mpitondratena tokoa;"
17. Let the elders that rule well be counted worthy of double honour, especially they who labour in the word and doctrine.
17. Que les anciens qui dirigent bien soient jugés dignes d`un double honneur, surtout ceux qui travaillent à la prédication et à l`enseignement.
17. Aoka ny loholona izay mitondra tsara hahazo fanajana roa heny, indrindra fa izay mikely aina amin’ny teny sy ny foto-pampianarana.
18. For the scripture saith, Thou shalt not muzzle the ox that treadeth out the corn. And, The labourer is worthy of his reward.
18. Car l`Écriture dit: Tu n`emmuselleras point le boeuf quand il foule le grain. Et l`ouvrier mérite son salaire.
18. Fa hoy ny Soratra Masina: “Aza manakombona ny vavan’ny omby mively varimbazaha ianao”. Ary koa: “Ny mpiasa mendrika hahazo ny karamany”.
19. Against an elder receive not an accusation, but before two or three witnesses.
19. Ne reçois point d`accusation contre un ancien, si ce n`est sur la déposition de deux ou trois témoins.
19. "Aza mandray teny hiampangana loholona, raha tsy misy vavolombelona roa na telo;"
20. Them that sin rebuke before all, that others also may fear.
20. Ceux qui pèchent, reprends-les devant tous, afin que les autres aussi éprouvent de la crainte.
20. Izay manota dia anaro eo anatrehan’ny olona rehetra, mba hatahotra koa ny sasany.
21. I charge thee before God, and the Lord Jesus Christ, and the elect angels, that thou observe these things without preferring one before another, doing nothing by partiality.
21. Je te conjure devant Dieu, devant Jésus Christ, et devant les anges élus, d`observer ces choses sans prévention, et de ne rien faire par faveur.
21. Mandidy anao eo anatrehan’Andriamanitra sy Jesosy Kristy Tompo ary ny anjely voafidy aho, mba hotandremanao izany zavatra izany, tsy manao olon-tiana na manao na inona na inona amin’ny fiangarana.
22. Lay hands suddenly on no man, neither be partaker of other men's sins: keep thyself pure.
22. "N`impose les mains à personne avec précipitation, et ne participe pas aux péchés d`autrui; toi-même, conserve-toi pur."
22. "Aza malaky mametra-tanana amin’olona na iza na iza, ary aza miombona ota amin’ny sasany; tehirizo madio ny tenanao."
23. Drink no longer water, but use a little wine for thy stomach's sake and thine often infirmities.
23. "Ne continue pas à ne boire que de l`eau; mais fais usage d`un peu de vin, à cause de ton estomac et de tes fréquentes indispositions."
23. Aza misotro rano intsony, fa misotroa divay kely noho ny vavafonao sy ny fahosaosanao matetika.
24. Some men's sins are open beforehand, going before to judgment; and some men they follow after.
24. Les péchés de certains hommes sont manifestes, même avant qu`on les juge, tandis que chez d`autres, ils ne se découvrent que dans la suite.
24. "Ny fahotan’ny olona sasany miharihary ka mialoha ho amin’ny fitsarana, fa ny an’ny olona sasany kosa manaraka ato aoriana;"
25. Likewise also the good works of some are manifest beforehand; and they that are otherwise cannot be hid.
25. De même, les bonnes oeuvres sont manifestes, et celles qui ne le sont pas ne peuvent rester cachées.
25. "Ary miharihary toy izany koa ny asa tsara ataon’ny sasany; ary izay tsy toy izany dia tsy azo afenina."
<
>